Hoda (mpaminany)

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche

I Hoda, araka ny Kor'any, dia mpaminany tao amin'ny fokom-pirenen'ny ʿĀd (atao hoe Adita). Matetika dia heverina fa ny patriarka Hebera resahina ao amin'ny Baiboly (taranak'i Seta) i Hoda. Atao hoe هود / Hûd izy amin'ny teny arabo. Hûd koa no lohatenin'ny soràta faha-11 ao amin'ny Kor'any.