Helodranon' i Tintingo
Fiseho

Ny Helodranon' i Tintingo dia helodrano ao amin' ny morontsiraka atsinanan' i Madagasikara, ao amin' ny Faritra Analanjirofo. Any avaratry ny tendro mitovy anarana aminy ihany no misy azy ary mifanandrify amin' ny Nosy Boraha (na Sainte-Marie), akaikin' ny tanànan' i Manompana. Iray amin' ireo seranan-tsambo voajanahary vitsivitsy any amin' ny morontsiraka atsinanan' i Madagasikara izy.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]- Helodranon' Ambaro
- Helodranon' Ampasindava
- Helodranon' i Baly
- Helodranon' i Bombetoka
- Helodranon' i Courrier
- Helodranon' i Diego-Suarez
- Helodranon' i Mahajamba
- Helodranon' i Narinda
- Helodranon' i Saint-Augustin
- Helodranon' i Tintingo
- Helodranon' Ivondro