Gno
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Ny gno dia antilôpa avy amin'ny karazana Connochaetes ary avy any Afrika Atsinanana sy Afrika Atsimo. Anisan'ny fianakaviana Bovidae izy ireo, izay ahitana ny antilôpa tena izy, nyomby, ny osy, ny ondry ary biby tsy manan-tandroka miray rantsan-tongotra.