Garry Kasparov
Fiseho
| Garry Kasparov | |||
| Ankapobeny | |||
| Anarana | Garry Kasparov | ||
| Teraka | 13 Aprily 1963 | ||
| Toerana | Baku | ||
| Fiaviana sy ny andraikitra | |||
| Firenena | |||
| Asa : | |||
| Fiainana manokana | |||
Garry Kimovich Kasparov dia mpanao asa soratra, mpanao politika mizaka ny zom-pirenen'i Firaisan'ny Repoblika Sosialista Sovietika, Rosia, Krôasia teraka ny 13 Aprily 1963 tao Baku (Azerbaijàna)
Tompondaka eran-tany imbetsaka izy tamin'ny lalao echecs.
Ankehitriny, fantatra indrindra amin'ny maha-mpanohitra azy manohitra ny fitondran'i Vladimir Putin azy izy.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Garry Kasparov |