Fiteny môba

Avy amin'i Wikipedia

Ny fiteny môba na fiteny môba-bimôba dia fiteny lehibe an' ny Môba ao Tôgô sy ao Ganà, izay ao amin' ny vondrom-piteny gora. Na izany aza, any Ganà dia 60 % amin' ny Bimôba ihany no miteny an' io fiteny io. Misy 2 000 eo ho eo koa ny mpiteny môba any Borkina Fasô. Manana fitenim-paritra roa izy io (Môba any Tôgô sy Borkina Fasô ary Bimôba any Ganà). Antsoina koa hoe fiteny môba-bimôba ny fitambaran' ireo fitenim-paritra roa ireo.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]