Aller au contenu

Fasan' ny Zaridaina

Avy amin'i Wikipedia
Ny Fasan' ny Zaridaina ao Jerosalema

Ny Fasan' ny Zaridaina dia fasana foana izay mipetraka ao amin' ny zaridaina iray ao Jerosalema ary eken' ny Prôtestanta sy ny Evanjelika ho fasan' i Jôsefa avy any Arimatia izay, araka ny filazantsara, dia nametrahany an' i Jesoa taorian' ny nanomboana azy tamin' ny hazofijaliana talohan' ny nitsanganany tamin' ny maty, telo andro taty aoriana. Eo ivelan’ ny mandan’ ny tanàna fahiny no misy azy io ary eo akaikin’ ny Vavahadin’ i Damaskôsy eo akaikin’ ny “habtsant ny karandoha”. Ny Garden Tomb Association, izay mpikambana ao amin' ny World Evangelical Alliance, no mitantana ilay zaridaina.