Hankany amin'ny vontoatiny

Fantiolotsy

Avy amin'i Wikipedia
Alluaudia procera

Ny fantiolotsy na fantsiolotsy dia zavamaniry mamony isan-karazany ao amin' ny fianakaviana Didiereaceae, indrindra ao amin' ny vondron-karazana Alluaudia. Ireto ny karazana antsoina amin' io karazana io:

Any amin' ny faritra mahafaly dia atsoina hoe "fantiolotse" ihany koa ilay zavamaniry misy tsilo atao amin' ny anarana ara-tsiansa hoe Euphorbia isaloensis, izay ao amin' ny fianakaviana Euphorbiaceae.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]