Fandripahana ny Armeniana

Avy amin'i Wikipedia
Fatin' ny Armeniana tamin' ny taona 1915, akaikin' i Angora (Ankara ankehitriny). Sary nalain' ny Fiangonana Apôstôlika Armeniana ary nalefa tany amin' ny masoivoho amerikana Henry Morgenthau Senior

Ny fandripahana ny Armeniana dia ny fandroahana an-keriny sy famonoana ny ankamaroan' ny Armeniana nanomboka tamin' ny taona 1915 ka hatramin' ny 1917 tao amin' ny Empira Ôtômàna, izay nofehezin' ny Tanora Tiorka. Niisa ny Armeniana miisa roa hetsy sy iray tapitrisa tany Anatôlia sy tany amin' ny tapany andrefana amin' i Armenia.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]