Ethelbert William Bullinger

Avy amin'i Wikipedia
E. W. Bullinger

I Ethelbert William Bullinger dia mpitondra fivavahana anglikana sy manampahaizana amin' ny Baiboly ary teôlôjiana mpandala tafahoatra ny dispensasiônalisma (oltradispensasionalisma). Teraka tamin' ny 15 Desambra 1837 tao Canterbury any Kent (any Angletera) izy ary maty tamin' ny 6 Jona 1913 tany Lôndra.