Distrikan' i Morondava
(tonga teto avy amin'ny Distrikan'i Morondava)
Ny Distrikan' i Morondava dia distrika ao amin' ny Faritra Menabe, ao amin' ny Faritanin' i Toliara, ao andrefan' i Madagasikara.
Ireto ny kaominina ao amin' io distrika io:
- Analaiva - Befasy - Belo sur Mer - Bemanonga - Morondava
Jereo koa[hanova | hanova ny fango]
Ireo distrika dimy ny Faritra Menabe.