Distrikan' Ifanadiana
Apparence
(tonga teto avy amin'ny Distrikan'Ifanadiana)
21°18′00″S 47°38′00″E / 21.300000°S 47.633330°E
Distrikan'Ifanadiana | ||
Velarantany | 3 970 km2 | |
Isam-ponina | 174 444 mponina | |
Tanànan-dehibe | NC | |
Ben'ny tanàna | NC | |
Firenena | Madagasikara | |
Faritany | Fianarantsoa | |
Faritra | Faritra Vatovavy |
Ny Distrikan' Ifanadiana dia distrika ao amin' ny Faritra Vatovavy ao amin' ny Faritanin' i Fianarantsoa, ao amin' ny tapany atsimo-atsinanan' i Madagasikara. Indreto ny kaominina ao amin' ny Distrikan' Ifanadiana:
Kaominina
[hanova | hanova ny fango]- Ambiabe
- Ambohimanga Sud
- Ambohimera
- Analampasina
- Androrangavola
- Antaretra
- Antsindra
- Fasintsara
- Ifanadiana
- Kelilalina
- Maroharatra
- Marotoko
- Ranomafana
- Tsaratanana
Valan-javaboahary
[hanova | hanova ny fango]Hita ao amin' ny Distrikan' Ifanadiana:Valan-javaboarin'i Ranomafana
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Ireo distrika ao amin' ny Faritra Vatovavy:
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Ifanadiana |