Aller au contenu

Disciples FC

Avy amin'i Wikipedia

Disciples FC dia klioba baolina kitra avy eto  Madagasikara monina eto Antsirabe, Faritra Vakinankaratra.[1]

Tompondakan’i Madagasikara amin’ny baolina kitra 2024[hanova | hanova ny fango]

Nandrombaka ny lalao famaranana tamin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara 2024 nifanandrina tamin’ny ASSM Elgeco Plus 0-0 (1-0 tamin’ny fanalavam-potoana) ny ekipa.