Aller au contenu

Orlando Pirates

Avy amin'i Wikipedia
Orlando Pirates
Orlando Pirates Bin

Orlando Pirates dia klioba baolina kitra afrikanina tatsimo monina ao Soweto ao an-tanànan'i Johannesburg. Niorina tamin'ny 1937 ny klioba ary iray amin'ireo klioba malaza indrindra any Afrika Atsimo.

zava-bita

[hanova | hanova ny fango]
  • Tompondakan'i Afrika Atsimo (5): 1994, 2001, 2003, 2011, 2012
  • CAF Champions League (1): 1995
  • CAF Super Cup (1): 1996
  • FA Cup (2): 1988, 1996
  • Nedbank Cup (10): 1973, 1974, 1975, 1980, 1988, 1996, 2011, 2014, 2023, 2024