Johannesburg
Fiseho
| Johannesburg | ||
| Velarantany | 1 644 km2 | |
| Haavo | ||
| Isan'ny mponina | 7 hetsy | |
| Renivohitra | - | |
| Ben'ny tanàna | Mpho Phalatse | |
| Firenena | ||
| Fanjakana | ||
| Faritany | Gauteng | |
| Faritra | ||
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | ||
I Johannesburg dia tanàna lehibe any amin' ny tapany avaratra-atsinanan' i Afrika Atsimo. I Johannesburg no tanàna ngeza indrindra any Afrika Atsimo. Anisan' ny tanàna lehibe indrindra aty Afrika sy eto amin' izao tontolo izao i Johannesburg: ny isan' ny mponin' i Johannesburg-Pretoria dia miisa folo tapitrisa.