Connecticut

Avy amin'i Wikipedia
Connecticut

Ny Kaonektiktioty, na Connecticut (amin'ny fiteny anglisy [kəˈnɛtɪkət]), dia faritany mizaka tena any Inglatera Vao, any avaratra atsinanan' Etazonia, Ny isam-poniny dia misy 3,5 tapitrisa mahery. Ny renivohiny dia Hartford, ary ny tanàna ngeza indrindra dia Bridgeport. Any atsinanan'i New York, ny kaonektikioty dia faritany manan-karena, voalohany any Etazonia ho an'ny karamam-ponina, ary ambony hakitroka amin'ny 270 mpo./km².

Ny anarana « Connecticut » dia avy amin'ny fiteny mohegan Quinnehtukqut midika « isian'ny renirano be  » na « amoron-drenirano ».

Jereo koa/Lahatsoratra ilaina[hanova | hanova ny fango]

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.