Hankany amin'ny vontoatiny

Boston, Massachusetts

Avy amin'i Wikipedia
Boston, Massachusetts
-
VelarantanyNC
Isan'ny mponina617 594 mpo.
Tanàn-dehibe
Ben'ny tanànaRichard Kaysen
Firenena Etazonia
Fanjakana
FaritanyMassachusetts
Faritra
Tanàna mifanolo-bodirindrinaBoston

Boston dia renivohitra ary tanàna be ny firenena ny Massachussets, any Avaratra antsinanan'ny Etazonia, toeram-be ara-ekonomia sy ara-koltoraly ny Angletera Vao izy. Ilay faribohita, entin'i ben'ny tanàna Thomas Menino, dia mikaonty mponina 589.141 tamin'ny taona 2000, kanefa misy olona 5,8 tapitrisa miaina manodidon'ny tanàna.

Fantatra Boston amin'ny fahatsarana ara-koltoraly misy amin'ny oniversite any maro, ny trano famakiam-boky sy ny festivaly-ny. Voaforon'ny Anglisy tamin'ny taona 1630 nandositra ny fanenjeana azy any Angletera.

Voaforon'ny Anglisy ny tanàn' i Boston tamin'ny taona 1630. Dimy taona taty aoriana, voaforona koa ny Boston Latin School ; Herintaona avy eo, voaforona ny Harvard

Nisy ny gazety Boston News-letter. tamin'ny taona 1704.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany

[hanova | hanova ny fango]