New Mexico

Avy amin'i Wikipedia
New Mexico

Ny New Mexico dia firenena any Etazonia, misy mponina 1.819.000 mahery any, ny renivohitra-ny dia Santa Fe, fa ny tanàna ngeza indrindra any dia Albuquerque. Manana velarana 315.194 km² ny New Mexico.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]

((en)) Tranonkala ofisialy ny New Mexico