Boky fahefatr' i Baroka

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Boky fahefatr'i Baroka)

Ny Boky fahefatr' i Baroka dia boky pseodepigrafa na apôkrifan' ny Testamenta Taloha. Paralipomenan' i Jeremia koa no inatsoana azy amin' ny sora-tanam-piraketana tranainy maro amin' ny teny grika. Io andalan-teny grika io dia midika hoe: "zavatra navela ivelan' ny (bokin' i) Jeremia". Hita ao amin' ny Baiboly ôrtôdôksa etiôpiana io boky io.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]