Apôlinariôsy avy any Laôdikea

Avy amin'i Wikipedia

I Apôlinariôsy avy any Laôdikea, izay fantatra koa amin' ny anarana hoe Apôlinariôsy Zanany, satria zanak' i Apôlinariôsy Rainy (anarana grika: Άπολλινάριος / Apollinarios; anarana latina: Apollinaris), dia evekan' i Laôdikea any Siria (Latakia), voafidy tamin' ny taona 361, ary mpanorina ny apôlinarisma na apôlinarianisma. Teraka tokony tamin' ny taona 310 izy ary maty tokony tamin' ny taona 390)