Hankany amin'ny vontoatiny

Andreas Brehme

Avy amin'i Wikipedia
Andreas Brehme
Ankapobeny
AnaranaAndreas Brehme
Teraka9 Novambra 1960
ToeranaHamburg
Maty20 Febroary 2024
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Alemaina
Asa :
Fiainana manokana

Andreas Brehme dia mpilalao baolina kitra alemà mizaka ny zom-pirenen'i Alemaina teraka ny 9 Novambra 1960, maty tamin'ny 20 Febroary 2024. Ny fahombiazany lehibe indrindra dia ny fandreseny tamin'ny fiadiana ny amboara eran-tany tamin'ny 1990, izay nahafaty baolina nandresy tamin'ny lalao famaranana tamin'ny alalan'ny daka penalty.

Klioba ho mpanazatra

[hanova | hanova ny fango]

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]