FC Bayern München
Fiseho

FC Bayern München dia klioba baolina kitra matianina ao amin'ny Alemaina.
Ny ekipa dia efa nandray anjara tamin'ny ligy voalohany tany Alemain. Ny ekipa amin'izao fotoana izao dia milalao amin'ny ligy voalohany any Alemaina.
Ny zava-bita
[hanova | hanova ny fango]FC Bayern Munich no klioba voaravaka indrindra any
Alemaina.
In-34 no nahazoany ny fiadiana ny ho tompondaka alemà ary in-20 ny amboara Alemana (DFB-Pokal).
Fahombiazana eoropeana
[hanova | hanova ny fango]Ligin'ny Tompondakan'i Eoropa: In-6 ny klioba nahazo ny Ligy Champions: 1973–74, 1974–75, 1975–76, 2000–01, 2012–13, 2019–20
Lohatenin'izao tontolo izao
[hanova | hanova ny fango]- Mondial: 2013, 2020:
- Intercontinental Cup: 1976, 2001
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Rohy ivelany
[hanova | hanova ny fango]| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : FC Bayern München |