Mpilalao baolina kitra
Fiseho

Ny mpilalao baolina kitra dia mpanatanja-tena milalao baolina dakana atao hoe baolina kitra.
Mpilalao baolina kitra malaza
[hanova | hanova ny fango]Ireo mpilalao baolina kitra malaza dia ahitana: Diego Maradona, Zico, Pelé, Franz Beckenbauer, Karl-Heinz Rummenigge, Zlatan Ibrahimović, Zinedine Zidane.Raha ireo no fatadaza teo aloha, fa raha ny amin'izao kosa dia i: Cristiano Ronaldo, Neymar , Lionel Messi, Mbappe.Anisana malaza ihany koa i Lamine Yamale amin'ny zao vanim-potoana izao .