Hankany amin'ny vontoatiny

Ambohibary, Moramanga

Avy amin'i Wikipedia
Ambohibary
VelarantanyNC
Haavo
Isan'ny mponina35 923
Ben'ny tanàna
Firenena Madagasikara
Fanjakana
Faritany Antananarivo
FaritraAlaotra-Mangoro
Tanàna mifanolo-bodirindrina

Ambohibary (Moramanga) dia kaominina malagasy ao amin'ny distrikan'i Moramanga, Alaotra-Mangoro, Faritanin'i Toamasina. 20 km miala an’i Moramanga no misy azy. Ny isam-ponina dia 35.923 tamin'ny taona 2018.

Manamorona ny lalam-pirenena faha-44 no misy ny kaominina.

Indostria

[hanova | hanova ny fango]

Ao Ambohibary no misy ny hany ozinina fitaovam-piadiana eto Madagasikara: Usine Militaire de Moramanga[1]

Rohy ivelany

[hanova | hanova ny fango]