Alex Taylor

Avy amin'i Wikipedia
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Alex Taylor, octobra 2014

Alex Taylor, dia mpanao gazety ary mpanentana amin'ny Radiô sy Fahitalavitra Britanika ao Frantsa. Teraka tamin'ny 13 Aogositra 1957 tao Angletera, betsaka ny ao Eropa mahafantra anazy noho ilay fandaharana ataony "Continentales" nanomboka ny voalohan'ny taona 1990.

Jere koa[hanova | hanova ny fango]

Biôgrafia

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]