Aleria
Fiseho
| Aleria | ||
| Velarantany | 58,33 km2 | |
| Isan'ny mponina | 2 211 | |
| Tanàn-dehibe | ||
| Ben'ny tanàna | ||
| Firenena | ||
| Fanjakana | ||
| Faritany | Haute-Corse | |
| Faritra | ||
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | Aleria | |
I Aléria dia kaominina frantsay ao amin'ny fari-piadidian' ny departemantan' i Haute-Corse sy tanin' ny vondrombahoakan' i Corse. Efa tany amin' ny taonjato faha-6 tal. J.K. no niorenany tao amin' ny morontsiraka atsinanana ao Corse. Atao hoe Alalia io tanàna io amin' ny teny latina; amin' ny teny frantsay dia atao hoe Aléria izy fa amin' ny teny italiana sy amin' ny teny kôrsa kosa dia Aleria (tsy misy tendron-tsoratra).