Rahona

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy
Stratocumulus, hita avy amin'ny fiaramanidina
Ny karazan-drahona

Ny rahona dia teten-drano na ranomandry hita maso, teten-drano mitsangeva eny amin'ny lanitra. Voatazon'ny gravité eto an-tany ny rahona mba tsy handositra any amin'ny habakabaka. Ny nefolojia (nephology), fandinihana rahona, dia ratsana hafan'ny toetr'andro.

Votoatiny

Filaharana [hanova]

Lahatra A (rahona avo haambo : 5 - 15 km) [hanova]

  • Ny cirrocumulus dia rahona misy any amin'ny haambona 5 - 12 km, tahaka ny rahona cumulus hafa. Ny « cumulus » dia midika hoe « convection ». Ny cirrocumulus dia teten-drano fa tsy ranomandry ohatry ny cirrus.
  • Ny cirrus dia rahona tsy manome orana. Haambona 8 000 metatra.
  • Ny cirrostratus dia rahona tsy manome orana tahaka ny cirrus. Haambo 6 000 metatra

Lahatra B (rahona anivo haambo : 5 - 8 km) [hanova]

Lahatra C [hanova]

Karazan-drahona amin'ny lahatra C Swifts Creek, Victoria, Australia

Lahatra D [hanova]

Rahona hafa [hanova]

Loko [hanova]

Rahona sy toetr'andro [hanova]

Fajiry hafa [hanova]

Jereo koa [hanova]

Wiktprintable without text.svg

Hijery « rahona » any amin'ny Wikibolana.

Rohy ivelany [hanova]

Miteny frantsay [hanova]

Miteny anglisy [hanova]

Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.