Wikibolana
Avy amin'i Wikipedia
Ny wikibolana dia tetikasa iray ny wikimedia Foundaion. Ny anarany ofisialy dia wiktionary, ilay teny wikibolana dia ilay version malagasy ny wikitonary. Mampiasa rindrankajy wiki izy, ary amban'ny lisansa GFDL ny votoatiny.