Fanagasiana

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy

Ny fanagasiana dia fanovana mampanome endrika malagasy an'ny zavatra iray : teny, anarana na kolontsaina.

Ny Fanagasiana dia politika nentin'ny governemanta malagasy taorian'ny rotaky ny mpianatra tamin'ny 1972 ary tety aoriana nandritry ny fanomezandalan'i Marc Ravalomanana faharoa tamin'ny taona 2007. Ny fanagasiana indrindra indrindra dia mikasika ny fampianarana satria araka ny dinika nataon'ny Firenena Mikambana, moramora kokoa ho an'ny ankizy no mianatra lesona amin'ny teny nibeazany.