Kolontsaina
Avy amin'i Wikipedia
Ny kolontsaina dia ny fitambaran'ny fomban'ny foko iray. Ny siansa mandiniha ny kolontsaina dia ny antirôpolojia ary ny siansa ara-tsosialy mikasikan'ny fandinihana ny kolontsaina.