Oram-panala

Avy amin'i Wikipedia
Orampanala

Ny orampanala na oram-panala dia kristalin-dranomandry izay milatsaka avy eny amin' ny rahona amin' ny endrika bohaboha fotsy sy maivana. Miforona manodidina ny vihim-pivainganana, izay mety ho vovoka na poti-javatra hafa ao amin' ny soson-drivotra (atmôsfera), rehefa mivadiha ho vainga ny eton-drano amin' ny maripana manodidina ny 0° C. Mitsonika ireo kristaly ireo ka mifampiraikitra ka mamorona bohabohan' orampanala, izay mety hanana savaivo mirefy 7 hatramn' ny 10 sm.

Oram-panala

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]

Miteny anglisy[hanova | hanova ny fango]