Ranomandry
Avy amin'i Wikipedia
Ny ranomandry dia rano mivaingana.
Rehefa tsotra ny pression atmosphérique (101 325 Pa), lasa ranomandry ny rano rehefa mihidina ao amban'ny hafana fitsoniny : 0 °C na 273,15 K.