Cumulus

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy
Cumulus clouds in fair weather.jpeg

Amin'ny fandinihana ny toetr'andro, ny cumulus dia rahona. Ao amin'ny rihana ambany izy (fofotra < 2 km) fa mety mihakatra amin'ny rihana anivo ary manana hatevina mihoatra ny roa kilometatra. Raha mitsingilahila ny fepetra sy ny lanjan-drivotra manodidina azy, afaka mivadika cumulus congestus manana endrikana tilikambo izy ary mety mivadika cumulonimbus raha mafana ny andro.

Ny cumulus dia rahona manana endrika ho azy manokana ary mora fantatra. Manana endrikana soflera izy, ny fanononana ara-tononkalony dia « ondry mandrahona »

[hanova] Jereo koa

[hanova] Rohy ivelany

Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Fitaovana manokana
Valam-pejy

Ny ''skin'' Voasintona
Tao
Fitetezana ny wiki
Fikambanana
Handray anjara
Fanoroana sy fitsipika
Fitaovana
Amin'ny tenim-pirenena hafa