I Lesoto na ny Fanjakan'i Lesoto dia firenena ao amin'ny faritra atsimon'i Afrika. Maseru no renivohiny.