Iranianina
Avy amin'i Wikipedia
Ny iranianina dia foko ireo foko miteny persana, kiorda, tajiky, pasitoa, oseta, balotsia, ary zazaki mipetraka ao any Azia Andrefana. 130 tapitrisa eo ho eo no isany manerana izao tontolo izao.
Ny fiteny tenenin'ny iranianina dia fiteny ao amin'ny vondrona Indô-eoropeanina, izany hoe vondrona isian'ny fiteny eoropeanina (frantsay, anglisy, rosy, soedoa, alemana, italianina) ary ny fiteny indianina (hindi, ordo, bengali).