Afganistana

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy
د افغانستان اسلامي جمهوریت
جمهوری اسلامی افغانستان
(Di Afganistan Islami Jomhoriyet
Jomhore Eslami-Ye-Afghanistan)
République islamique d'Afghanistan
{{ {{{langue}}} }}
Afghanistana ((mg))
Drapeau de l'Afghanistan Armoiries de l'Afghanistan
(Antsipirihany) (Antsipirihany)
Teny filamatra : Andriamanitra no ngeza indrindra, Tsy misy andriamanitra hafa afa-tsy Allah sy Môhameda.
Afghanistan in its region.svg
Teny ofisialy pachto, persan (dari)
Renivohitra Kaboul
34°30' N, 69° 10' E
Tanàna ngeza indrindra Kaboul
Fitondrana sy governemanta
 - Président
République islamique
Hamid Karzaï
Velarantany
 - Tontaliny
 - Rano (%)
faha 41
652 000 km²
Négligeable
Isam-ponina
 - Tontaliny (2006)
 - hakitroka
faha 38
31 056 997[1] mpo.
43 mpo./km²

{{{1}}}

Anaran'ny mponina Afgana
IDH (1993) 0,229 ()
Sandam-bola Afghani (AFN)
Fiozao ny ora UTC +4:30
Hiram-pirenena Milli Tharana
Valan-tsehatra internet
Antso
an-tariby
+{{{indicatif_téléphonique}}}

Ny Afganistana na Repoblika islamikan' Afganistana (pashto : د أفغانستان اسلامي جمهوریت, dari : جمهوری اسلامی أفغانستان), dia firenena any Azia Afovoany tsy manana amorontsiraka mizara sisintany amin'i Pakistana, amin'i Tajikistana, amin' Iran, amin'i Torkmenistana, amin' Ozbekistana ary amin'i Sina.

Ny faritany misy an'io firenena io dia ifanenan'ny mponina maro sy ifanenan'ny mpivarotra avy tany eoropa ho any Azia na avy any Azia makany Azia andrefana na makany Eoropa. Tamin'ny andro taloha, io faritany io dia efa faritany nifanenan'ny mponina mpivarotra miaina eo akaikiny toy ny Iranianina, ny Torka na ny Arabo. Ny olo-malaza nandalo tamin' Afganistana dia i Gengis Khan, Alexandre sns.

Teo aorian'ny nahalatsahan'ny empira persa afsrid ny afganistana no lasa mizaka tena (tamin'ny 1747) eo ambanin'ny jeneraly Ahmad Khan Abdali, lasa padishah an'ilay firenena tamin'ny 1747. Ny faritany isiany dia, tamin'ny andro taloha, vaonin'ny empira baktriana, ny empira kušan na ny empira gazvenida.

Teo aorian'ny ady anglô-afgana faharoa, ny britanika dia tsy namela an' Afganistana tany, fa milaza ny britanika fa tsy hidikiditra anaty ny raharaha anaty ny faritra mijanna. Ny Afganistana dia lasa hoe Firenena "tampon" tamin'ny 1879 hatramin'ny 1919, fa mbola mahazo mizaka tena amin'ny lafin'ny politika anaty.

Tsiahy[hanova | hanova ny fango]

  1. CIA, The world factbook