Okraina
Avy amin'i Wikipedia
| Україна / Ukraïna ((uk)) | |||||
| ((uk)) | |||||
| Okraina ((mg)) | |||||
|
|||||
| Teny filamatra : Воля, Злагода, Добро (Volja, Zlahoda, Dobro) Ukrainien : Liberté, Accord, Bonté |
|||||
| Teny ofisialy | Fiteny Okrainianina | ||||
| Renivohitra | Kiev [Kyïv] 50°28' N 30°29' E |
||||
| Tanana ngeza indrindra | Kiev | ||||
| Fitondrana sy governemanta - Filoha - Praiministra |
fitondrana ara-piloha an-tapany Viktor Yanukovych Mykola Azarov |
||||
| Velarantany - Tontaliny - Rano (%) |
faha 44 603 700 km² Négligeable |
||||
| Isam-ponina - Tontaliny (2008) - hakitroka |
faha 26 45 994 287 mpo. 76 mpo./km² {{{1}}} |
||||
| Anaran'ny mponina | Okrainianina | ||||
| IDH (2006) | |||||
| Sandam-bola | Hryvnia (UAH) |
||||
| Fiozao ny ora | UTC +2: (EET); | ||||
| Hiram-pirenena | Šče ne vmerla Ukraïna Fiteny Okrainianina : Mbola tsy maty ny Okraina |
||||
| Valan-tsehatra internet | |||||
| Antso an-tariby |
+380 |
||||
Ny Okraina dia firenena any Eoropa atsinanana, izy ny firenena ngeza indrindra any Eoropa eo aorian'i Rosia. Manana amorontsiraka ny Okraina any atsimony eo amin'ny Ranomasina Mainty. Mizara sisin-tany amin'ny Rosia izy any atsinanana, Bielorosia any avaratra ary amin'ny Polonia, ny Slovakia, Ny Romania, ny Hongaria, ny Moldavia any andrefana.
Tsiahy [hanova]