Asorotany (zana-pehintany)

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Zana-pehin-tany Asorotany)
Ny zana-pehintany Asorotany

Ny Asorotany na zana-pehintany Asorotany na Trôpika Atsimo na Trôpikan'ny Asorotany dia iray amin'ireo faribolana dimy mirazotra manan-danja indrindra eo amin'ny sarin'ny bolantany. Ilay faribolana eo amin'ny 23° 26' 12.555" ao amin'ny ila-bolantany avaratra izay manakaiky indrindra ny fehiben-tany izany. Ny faribolana efatra hafa dia ny zana-pehintany Adijady hita any amn'ny ila-bolantany atsimo, ny fehiben-tany (na ekoatera), ny fehin-tendrontany avaratra ary ny fehin-tendrontany atsimo. Eo amin'io zana-pehintany Asorontany io no ahitana amin'ny faritra avaratra indrindra amin'ny ila-bolantany avaratra ny masoandro eo an-tampon-doha, amin'ny fotoana mahalava indrindra ny alina mitaha ain'ny alina.

Jereo koa:[hanova | hanova ny fango]