Hankany amin'ny vontoatiny

Xi Jinping

Avy amin'i Wikipedia
Xi Jinping
Ankapobeny
AnaranaXi Jinping
Teraka15 Jiona 1953
Toerana-
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Repoblika Entim-bahoakan'i Sina
Asa :
Fiainana manokana
Xi Jinping (2016)

Xi Jinping (sinoa: 習近平 / 习近平); teraka ny 15 Jiona 1953 tao Beijing) dia mpanao politika Shinoa ao amin'ny Antoko Komonista Sina (CCP), Sekretera Jeneraly nanomboka tamin'ny 2012, Filohan'ny Vaomiera Miaramila Foibe (CMC), ary Filohan'ny Repoblika Entim-bahoakan'i  Sina nanomboka tamin'ny 2013.

Noho ny fahefany autokratika dia noheverina ho Mpitondra supérieur (sinoa: 最高领导人 Zuìgāo Lǐngdǎorén, anglisy: Paramount Leader) ao amin'ny Repoblika Entim-bahoakan'i Shina izy ary, raha jerena ny fifantohan'ny birao maromaro eo an-tanany, iray amin'ireo mpanao politika matanjaka indrindra eran-tany.

Xi dia zanaky ny mpanao politika Shinoa Xi Zhongxun, izay anisan'ny taranaka voalohany nitondra ny Repoblika Entim-bahoakan'i Shina teo ambany fitarihan'i Mao Zedong.

Ny fiainany manokana

[hanova | hanova ny fango]

I Xi Zhongxun no rainy. Ny vadiny dia Peng Liyuan. Ny zanany dia Xi Mingze. Ny rahalahiny sy/na ny rahavaviny dia Qi Qiaoqiao, Xi Yuanping.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]