Wikipedia:Tetikasa kaominina frantsay

Avy amin'i Wikipedia
Kaominina ao Frantsa


Place François Rude any DijonNotre-Dame de ParisLa Porte Cailhau any BordeauxLa place de la Comédie aminíny maraina, any Montpellier

Ny kaominina dia fizaram-paritra any Frantsa. Ny kaominina matetika dia tanàna. Ny velarantaniny dia mety miovaova araka ny toerana misy azy (ny be mponina indrindra, Paris, dia manana roa tapitrisa mponina, misy ihany koa ireo kaominina tsy misy olona mipetraka.

Tamin'ny 1 Janoary 2010, ny isan'ny kaominina dia 36 682 (112 eny amin'ny faritany ampitandranomasina) manerana an'i Frantsa (afatsy i Wallis-et-Futuna ary zanatany tsy misy olona mipetraka), izany hoe 50% ny isa manontolo ny kaominina ao amin'ny Vondrona Eoropeanan alohan'ny nahatongavan'ny firenena mpikambana folo vaovao tamin'ny 2004.


I Villers-le-Sec, Aisne dia kaominina ao amin'ny fivondronan'i Saint-Quentin, ao amin'ny departemantan'i Aisne, ao amin'ny faritan'i Picardy, any Frantsa. (tohiny...)


  

Ny tanjona amin'ity tetikasa ity dia ny fisian'ny fampahalalana izay ilaina ao anatin'ny lahatsoratra momban'ny kaominina any Frantsa ; izany hoe, manao ny endrika iraisana, manamboatra ny endrika (template) ho an'ny kaominina frantsay ary mametraka ireo zavatra izay tokony hatao mba hampiala ilay lahatsoratra amin'ny sata vangovango.


Milisitra eo ambany ireo olona mandray na handray hanjara amin'ity tetikasa ity :

  • Jagwar grr... | : manitsy ny hadisoana mety misy ary manitatra ny lahatsoratra mahakasika ny fampahalalana isan-karazany (jeografia, tantara, kolontsaina, sns.)
    • Bot-Jagwar - Rôbô miasa amin'ny famoronana ny lahatsoratra ary manitatra ny fizarana jeografia.