Wikipedia:Tetikasa kaominina frantsay/torolalana

Avy amin'i Wikipedia

Ny tanjona amin'ity tetikasa ity dia ny fisian'ny fampahalalana izay ilaina ao anatin'ny lahatsoratra momban'ny kaominina any Frantsa ; izany hoe, manao ny endrika iraisana, manamboatra ny endrika (template) ho an'ny kaominina frantsay ary mametraka ireo zavatra izay tokony hatao mba hampiala ilay lahatsoratra amin'ny sata vangovango.