Wikipedia:Takelaka/8 2013

Avy amin'i Wikipedia

I Kazakstana (na Repoblikan'i Kazakstana, amin'ny fiteny kazàka : Qazaqstan siril. Қазақстан, /qɑzɑqˈstɑn/; anarana lava : Qazaqstan Respublïkası, siril. Қазақстан Республикасы) dia firenena ao amin'ny faritra avaratr'i Azia afovoany. I Kazakstana dia faritanin'ny Fanjakana Rosy ary anisan'ny repoblika mpikamban'ny Firaisan'ny Repoblika Sosialista Sovietika taloha, ary nahaleotena tamin'ny taona 1991. Kazàka no anaram-ponina.

Ny renivohiny dia Astana ; ny fiteny kazàka no tenim-panjakana ary ny fiteny rosy no teny ofisialy.

(tohiny...)