Hankany amin'ny vontoatiny

Volodymyr Zelensky

Avy amin'i Wikipedia
Volodymyr Zelensky
Ankapobeny
AnaranaVolodymyr Zelensky
Teraka25 Janoary 1978
Toerana-
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Okraina
Asa :
Fiainana manokana

I Volodymyr Oleksandrovytch Zelensky dia mpanao pôlitika okrainiana, filohan' i Okraina nanomboka tamin' ny 20 Mey 2019, teraka tamin' ny 25 Janoary 1978. Atao hoe Володимир Олександрович Зеленський izy amin' ny teny okrainiana.

Mpanao hatsikana, mpamokatra sarimihetsika, mpilalao tantara, mpanoratra senariô, talen-koronantsary ary mpitondra fanjakana okrainiana izy. Nisongadinan' ny fanafihan' i Rosia an' i Okraina tamin' ny taona 2022 sy ny fitarihany ny fanoherana okrainiana ny fotoam-piasana maha filoham-pirenena azy.

Filohan'Okraina

[hanova | hanova ny fango]
nodimbiasany Filohan' Okraina mpandimby
Petro Porochenko
2014-2019
Volodymyr Zelensky
2019-
?

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany

[hanova | hanova ny fango]
  • Ao amin'i: