Voasarimakirana

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Voasary makirana)

Ny voasarimakirana (Citrus limon), dia karazana hazo maintso lava amin' ny hazo fambolena voninkazo Rutaceae, teratany any Azia Atsimo, indrindra ao avaratr' i India atsinanana. Boribory ny endriny.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]