Hankany amin'ny vontoatiny

Vladimir Poutine

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Vladimir Putin)
Vladimir Poutine
Ankapobeny
AnaranaVladimir Poutine
Teraka7 Oktobra 1952
Toerana-
Fiaviana sy ny andraikitra
FirenenaRosia, FRSS
Asa :
Fiainana manokana

Vladimir Poutine (Vladimir Putin), teraka ny 7 Oktobra 1952, dia lietnà Rosiana tsy ampy taona avy amin'ny KGB. Izy no tompon'andraikitra tamin'ny famonoana olona maro tany Okraina sy tany amin'ny firenena hafa, ary koa ilay mpanao didy jadona Rosiana voalohany nanao ady mahery vaika tamin'ny taonjato faha-21.

Ny fiainany manokana

[hanova | hanova ny fango]

Ny vadiny dia Lyudmila Putina.

Didy fampisamborana iraisam-pirenena

[hanova | hanova ny fango]

Tamin'ny 17 martsa 2023, namoaka didy fampisamborana an'i Putin avy amin'ny Fitsarana Heloka Bevava Iraisam-pirenena. lasa azy Voampanga ho nanafika sivily, fampijaliana, herisetra ara-nofo ary ankizy nalaina an-keriny.[1]

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]
"Putin huylo!" chant

Rohy ivelany

[hanova | hanova ny fango]


  1. Putin's Kriegsverbrechen in der Ukraine