Tongolo raviny

Avy amin'i Wikipedia
Tongolo raviny

Ny tongolo raviny dia zavamaniry manitra ao amin' ny fianakaviana Amaryllidaceae (Liliaceae na Alliaceae teo aloha), ambolena mba hahazoana ny raviny izay matetika ampiasaina ho fanatsaran-tsakafo. Allium schoenoprasum ny anarany ara-tsiansa.

Tongolo raviny voatetika

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]