Tombouctou
Aller à la navigation
Aller à la recherche
I Tombouctou na Timbuktu dia tanàna sy kaominina any Maly, 20 km avaratry ny ony Niger. Ny tanàna dia renivohitry ny Faritr' i Tombouctou, iray amin' ireo faritra valo any Maly. Ny isan' ny mponina dia 54 453 tamin' ny taona 2009.
Jereo koa[hanova | hanova ny fango]
Bamako - Gao - Kayes - Kidal - Koulikoro - Mopti - Ségou - Sikasso - Tombouctou