Kidal

I Kidal dia tanàna sy kaominina any Maly, ao amin' ny Faritr' i Kidal. Any amin' ny 350 km avaratr' i Gao no misy azy. I Kidal dia mifandray amin' ny sisintany alzeriana-maliana amin' ny alàlan' ny lalana iray izay tena ilaina amin' ny fifandraisan' ny faritra avaratra amin' i Maly sy i Alzeria.
Jereo koa[hanova | hanova ny fango]
Bamako - Gao - Kayes - Kidal - Koulikoro - Mopti - Ségou - Sikasso - Tombouctou