Koulikoro

I Koulikoro dia tanàna sy kaominina ao Maly, renivohitry ny Faritr' i Koulikoro. Eo amin’ ny morony havia amin’ ny ony Niger no misy ilay tanàna, 60 km avaratra-atsinanan’ i Bamako, amin’ ny lalam-pirenena RN 27. Ity tanàna ity dia mipaka hatrany amin’ ny lemaka manamorona ilay ony izay tazana vy eny amin’ ny lembalemba izay tohin' ny tendrombohitra Manding maro antsoina hoe Niana Koulou.
Jereo koa[hanova | hanova ny fango]
Bamako - Gao - Kayes - Kidal - Koulikoro - Mopti - Ségou - Sikasso - Tombouctou