Toetany antonony

Avy amin'i Wikipedia

Ny toetany antonony dia toetany any min'ny faritra eo amin’ ireo fehin-tany salasalany. Miavaka tsara ny fizaràn-taona ka mafana ihany ny fahavaratra ary ny ririnina dia mando. Amin’ ny ankapobeny dia antonony ny maripana (na ny hafanana na ny hatsiaka) sy ny habetsahan’ ny rotsak' orana. Amin’ ity faritry ny toetany antonony ity no misy ny ankamaroan’ ny mponina eto ambonin’ ny tany.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]