Tombouctou

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Timbuktu)
Môskea ao Timbuktu

I Tombouctou na Timbuktu dia tanàna sy kaominina any Maly, 20 km avaratry ny ony Niger. Ny tanàna dia renivohitry ny Faritr' i Tombouctou, iray amin' ireo faritra valo any Maly. Ny isan' ny mponina dia 54 453 tamin' ny taona 2009.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Bamako - Gao - Kayes - Kidal - Koulikoro - Mopti - Ségou - Sikasso - Tombouctou